Dépêches

Fizahantany: Natokana ho fanadiovana ireo toeram-pizahantany eny amin’ny la haute ny 13 jona

Dépêche 12 juin, 14h, Ny 13 jona izao dia natokana ho an’ny fanadiovana ireo toerana azon’ny mpizahatany tsidihina eny amin’ny faritra ambony eto Antananarivo. Antsoina koa hoe “Tourisme Clenaing Day” izany andro izany. Hiara-hisalahy sy hifanome tanana araka izany ireo mpisehatra amin’ny tontolon’ny fizahantany rehetra manerana ny tanànan’Antananarivo. Hatomboka eny Andohalo izany ka hanenika ireo faritra rehetra maro mpizaha tany.

Laisser un commentaire