Fisitrahana fisotroan-dronono : Mbola mitohy ny fandraisana ny certificat de vie
Dépêche 7 septembre, 14h45, Ireo mpandray fisotron-dronona amin’ny alalan’ny virement bancaire ny septambra 2022 dia ao amin’ny PGA Antaninarenina no hanaterana ny certificat de vie. Nihemotra ho amin’ny alakamisy 15 septambra 2022 izao indray ny fara-fandraisana izany ho an’ireo izay tara
