Dépêches

Fakana an-keriny: Vehivvay roa indray no nisy nanary

10 Jona, 08h00. Vehivavy miisa roa no nisy naka an-keriny ary nisy nanary omaly hariva. Ny voalohany dia tovovavy antsoina hoe Andry, mpianatry ao amin’ny Polytechnique Votovorona ary mipetraka eny Tanjombato nefa tany amin’ny 17km (Ambohijoky Atsimondrano) no nahitana azy nirenireny. Ny faharoa dia renim-pianakaviana manan-janaka efatra mipetraka eny Itaosy. Mitovy ny fahavoazana nahazo azy ireo. Tsy tonga saina sy tsy mety miresaka ary matahotra.

Laisser un commentaire