Dépêche du 11h30 14 Juillet- Anosizato- Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana ain’olona
Omaly folakandro no nitrangan’ny loza teny amin’ny digue Anosipatrana Anosizato iny ka lehilahy mpitondra bisikileta iray ,no namoy ny ainy .