Fianarantsoa : Nitrangana haintrano ny alina teo
03 Febroary, 09h46. Nitrangana haintrano nahatsiravina omaly alina tamin’ny 08 ora teo tao Ankofafa Fianarantsoa. Niparitaka vetivety noho ny fitsokan’ny
Read More
03 Febroary, 09h46. Nitrangana haintrano nahatsiravina omaly alina tamin’ny 08 ora teo tao Ankofafa Fianarantsoa. Niparitaka vetivety noho ny fitsokan’ny
Read More03 Febroary, 09h00. Zazakely 2 volana no hitan’ny olona nisy nanary teo am-povoan’ny arabe omaly manodidina ny tamin’ny 12 ora
Read MoreAnkalazaina isaky ny 2 febroary ny andro maneran-tany ho an’ny faritra mando. Ahitana ny endrika faritra mando maro samihafa eto
Read MoreHentitra ny kaominina Ambohimangakely amin’ny fanatsarana ny kalitaon’ny asa azo antoka. Ilaina tokoa ny fisian’ny fitantanana mangarahara sy ho fanomezana
Read MoreNanao tatitra ampahibemaso mikasika ireo fanampiana azo ho an’ny tra-boina ny kaominina Alasora. Izany no natao mba hisian’ny mangarahara sy
Read MoreHisy ny fanamboarana ny bizo nangalarin’olona teny amin’ny lalam-pirenena fahaenina. Hanomboka tsy ho ela ny asa, ary hisy ny fanaraha-maso
Read MoreMiisa 122 ireo voatily fa mitondra ny tsimok’aretina COVID-19 ary manaraka fitsaboana ao amin’ny faritra Sofia. Laharana faharoa eto Madagasikara
Read More02 Febroary, 11h00. Zaza miisa telo tao amin’ny akany fanabeazana zaza maditra Alakamisy Ambohidratrimo no tafatsoaka omaly 01 febroary. Antso
Read MoreTovolahy iray, mpianatra taona faha 8, vao 16 taona monja no tra-tehaky ny fokonolona teo am-pangalarana finday tany Antsohihy. Saika
Read More02 Fevrier, 10h00. Lehilahy iray 47 taona no maty nisy namono tao Bemahatazana Soavinandriana. Voatsatoka antsy ny tendany ary nahitana
Read More