Fianarantsoa : Nitrangana haintrano ny alina teo
03 Febroary, 09h46. Nitrangana haintrano nahatsiravina omaly alina tamin’ny 08 ora teo tao Ankofafa Fianarantsoa. Niparitaka vetivety noho ny fitsokan’ny rivotra ny afo. Mbola tsy fantatra hatreto ny antony nahatonga ny afo ary mbola andrasana ny isan’ireo naratra.
