Ankadikely Ilafy : Tsy mandry fahalemana ny tanàna
Nisehoana tranga fanafihana teny amin’ny faritra Ambohitrarahaba, tamin’ny faran’ny herinandro teo. Poa-basy in-enina no nanaitra ireo mponina teny an-toerana sy
Read More
Nisehoana tranga fanafihana teny amin’ny faritra Ambohitrarahaba, tamin’ny faran’ny herinandro teo. Poa-basy in-enina no nanaitra ireo mponina teny an-toerana sy
Read MoreNisy ny hetsika ara-pahasalamana maimaim-poana tao amin’ny kaominina Sabotsy Namehana, ny herinandron’ny 9 novambra lasa teo. Tolotra ara-pahasalamana maro no
Read MoreMisy ny tolotr’asa izay ataolotry ny kaominina Sabotsy Namehana. Amin’izao fotoana izao, misy ny fandraisana mpamily fiara vaventy (camion benn)
Read MoreNisy ny fizarana zezika sy masomboly ho an’ireo tantsaha ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy, ny faran’nu herinandro teo. Mpamboly avy
Read MoreTafatsangana ny borne fontaine, tao amin’ny faritra fahadimy, ao amin’ny fokontany Gara, kaominina Ambohimanambola. Ny faran’ny herinandro teo, nisy ny fivoriana
Read MoreNanolotra fanampiana sy fanohanana ho an’ny mpianatra ao amin’ny sekoly ambaratonga fototra (EPP) Andranovola ny avy amin’ny fikambanana Malagasy Miara-Miainga
Read MoreAnisan’ny nanatanterahana ny fanentanana mahakasika ny fisitrahana rano fisotra madio ihany koa ny tao amin’ny fokontany Andranomanonga, kaominina Ambohimanambola. Tao
Read MoreNotontosaina tamin’ny faran’ny herinandro iny lalao fiadiana ny amboaran’ny ben’ny tanàna, ho an’ny taona 2023, tao amin’ny kaominina Talata Volonondry.
Read MoreMikarakara lalao fifaninanana baolina kitra ho an’ny latsaky ny 17taona, lalaovin’olona sivy ny ao amin’ny kaominina Alasora. Mandritra ny volana
Read MoreNitrangana asan-jiolahy indray teny Ambodivoara, fokontany Andranovao, kaominina Ambohimangakely, ny alin’ny alatsinainy, hifoha talata teo. Tsenam-barotra iray no lasibatra nandritra
Read More