Etats-Unis : Efa manomana ny sidina manaraka eny amin’ny volana ireo manam-pahaizana
Asa (mission) maromaro mahakasika ny volana no efa milahatra amin’izao fotoana. Ny « Artemis-1 » izay tarihin’ny NASA no anisan’ny laharam-pahamehana amin’izao
Read More