Alasora: Nisy ny fanolorana fanamiana ho an’ireo polisy kaominaly
Nisy ny fanolorana fanamiana ho an’ireo polisy kaominaly, ao amin’ny kaominina Alasora, ny herinandro lasa teo. Izany moa dia fanomezana
Read More
Nisy ny fanolorana fanamiana ho an’ireo polisy kaominaly, ao amin’ny kaominina Alasora, ny herinandro lasa teo. Izany moa dia fanomezana
Read MoreAnkoatra ny kaominina Ankadikely Ilafy, dia anisan’ny nahazo ny fampitaovana avy amin’ny ivon-toerana fitsinjiram-pahefana sy ny fampandrosoana ifotony (INDDL) ihany
Read MoreNitrangana loza indray tao amin’ny renirano Marofara, ao amin’ny kaominina Ambohimanga rova, tamin’ny faran’ny herinandro teo. Roa lahy no maty
Read MoreVita soa aman-tsara ny fanamboarana ny lalana tao amin’ny faritra Ambonisoa Andranovelona. Nisy ny fanokafana izany tamin’ny fomba tsotra, nataon’ireo
Read MoreNisitraka fampiataovana avy amin’ny ivon-toerana nasionaly mahakasika ny fitsinjiram-pahefana sy ny fampandrosoana ifotony (INDDL) ny kaominina Ankadikely Ilafy. Ny alatsinainy
Read MoreAndiam-behivavy manao asa fisolokiana, amin’ny resaka bizina trano sy tany ary mpanao taratasy hosoka sy mpampiasa hosoka no saron’ny zandary
Read MoreNisokatra ary azo tsidihina nanomboka ny 17 desambra teo ny Ambodivoara mirehitra jiro, ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Tsy natao ho
Read MoreTontosa ny faran’ny herinandro teo ny fifananana baolina kitra niadiana ny amboaran’ny ben’ny tanàna, lalaovin’olona 11, tao amin’ny kaominina Alasora.
Read MoreJiolahy miisa dimy, izay mpanendaka sy mpanao sinto-mahery, teny amin’ny faritra Ambohimahitsy sy Mahazo, no tratran’ny zandary avy amin’ny poste
Read MoreMitaintaina manoloana ny tsy fandriam-pahalemana ireo mponina ao Alasora amin’izao fotoana izao. Ny faran’ny herinandro teo, nahenoana feom-paobasy, ary nahitana
Read More