Mananara Avaratra : Tafiakatra 79 ireo olona mitondra ny tsomkaretina VIH SIDA
Tafakatra 79 ny olona fantatra fa mitondra ny tsimokaretina VIH SIDA ao amin’ny distrikan’i Mananara Avaratra, faritra Analanjirofo, nandritra ny
Read More
Tafakatra 79 ny olona fantatra fa mitondra ny tsimokaretina VIH SIDA ao amin’ny distrikan’i Mananara Avaratra, faritra Analanjirofo, nandritra ny
Read MoreNahavelom-bolo ny tahan’ny fahafahana fanadinana BEPC tao amin’ny kaominina Talata Volonondry. Nahatratra 82,29% be izao ny taham-pahafahana. « Niisa 306 ny
Read MoreMitohy hatrany ny fiaraha-miasa eo amin’ny kaominina Anosy Avaratra sy ny orinasa Accès Banque Madagascar amin’ny fanomezana asa ireo tanora.
Read MoreHisy ny fihaonana ataon’ny ministeran’ny asa vaventy sy ny avy ao amin’ny fanajariana anio amin’ny 10 ora maraina. Hiresaka mikasika
Read MoreTafiditra ao anatin’ireo toko enina araka ny nandrafetan’ny mpanjaka Andrianampoinimerina (1787-1810) I Avaradrano. Izany dia nataony taorian’ny namoriany ny fanjakana
Read MoreTsy zavamaniry nisy teto Madagasikara sy Afrika ny tsikafokafona. Nentin’ireo mpanjanantany avy any Amerika Atsimo izy. Matanjaka ary haingam-paniry hatramin’ny
Read MoreNiarahaba sy nirary soa ireo mpianatra afaka BEPC tao Ankadikely Ilafy ny kaominina. Nahatratra 66,46% ny taham-pahafahana BEPC tamin’ireo ZAP
Read MoreNisy ny hetsika mahafinaritra nataon’ny fikambanana « Mizara Tsiky » nanomboka ny 10 jolay hatramin’ny 17 jolay izao. Fampifaliana ny olona amin’ny
Read MoreEfa nivaly ny fanadinana BEPC ho an’ny faritra Analamanga rehetra. Nahatratra 62,57 % ny taham-pahafahana. 65,78 % kosa ny taham-pahafanana
Read MoreNotokanana omaly ny tranon’ny mpandraharaha eny Ambohijatovo. Toerana izay ahafahan’ireo tanora maka hevitra, mamorina orinasa, misy toeram-pivoriana sy Internet izy
Read More