Anosy Avaratra : Hisy ny tolotra ara-pahasalamana maimaim-poana
Hisy ny tolotra ara-pahasamana maimaim-poana, atolotry ny kaominina Anosy Avaratra, manomboka rahampitso alarobia. Aharitra telo andro ity hetsika ity, ka
Read More
Hisy ny tolotra ara-pahasamana maimaim-poana, atolotry ny kaominina Anosy Avaratra, manomboka rahampitso alarobia. Aharitra telo andro ity hetsika ity, ka
Read MoreVita soa aman-tsara ny lalana ao amin’ny fokontany Soamanandrariny. Anisan’ny lalana nampitaraina ny mponina tao an-toerana ity teo aloha, ka
Read MoreHisy ny fanomanana fanadinana, izay atolotry ny kaominina Anjeva gara. Hanomboka ny 09 martsa 2024 ny fampianarana ao anatin’izany, izay
Read MoreMitohy hatrany ny fitsidihana ifotony ataon’ny ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina Ambohimangakely, miaraka amin’ireo mpiara-miasa aminy. Ny faran’ny herinandro teo,
Read MoreMisy lalana mihotsaka amin’izao fotoana ao amin’ny lalana mihazo ny fokontany Ambohipeno, kaominina Ambohimanambola. Ahiana hiteraka fahatapahan-dalana ao an-toerana izany,
Read MoreMaro ireo tanora namaly ny antso tamin’ny tolotr’asa « enquêteur » nataon’ny kaominina Ankadikely Ilafy ny herinandro teo. nisy ny fandraisana ireo
Read MoreHisy ny fampiofanana momba ny fiompiana trondro an-tanimbary sy anaty dobo, izay atolotry ny kaominina Ambohimanambola, manomboka anio 20 febroary.
Read MoreTsy mbola ampy ny fanentanana sy ny fandaminana mahakasika ny fako ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Mitaraina manoloana ny tsy fahampian’ny
Read MoreAnisan’ny tsara ho fantatra ao anatin’ity fifaninanana basket-ball, amin’ny ambaratonga ambony na ny Smatchin ity fa misy ireo ekipa tena
Read MoreHanomboka tsy ho ela ny fampianarana, fanomanana ny fanadinana izay atolotry ny kaominina Alasora. Fanampiana fampianarana ho an’ireo hanala ny
Read More