Dépêche du 14h00 27 Juin- Basketball: Mahaliana ny FIBA ny ekipam-pirenena Ankoay Madagasikara
» Liana amin’ny fomba fitantanako ny ekipako ny FIBA ary nanadihady ny toe-tsaina sy ny vitrika entiko mitondra ireo namako
Read More
» Liana amin’ny fomba fitantanako ny ekipako ny FIBA ary nanadihady ny toe-tsaina sy ny vitrika entiko mitondra ireo namako
Read MoreNanana kandida niisa 16 ny Akanin’ny marenina nandritra ny fanadinam-panjakana CEPE ka ny 14 tamin’ireo no afaka ka nahazo ny
Read MoreTsy nipetra-potsiny ireo avy ao amin’ny zandarimaria avy ao Ambohimanambola, fa nandray ny andraikitra manandrify azy, nandritra ny fety fankalazana
Read MoreHo hezahina ampahafantarina amin’ny fomba maro isan-karazany ny tantaram-pirenena ka isan’izany ny tantaran’ireo Mpanjaka nifandimby teto Madagasikara. Noho izany indrindra
Read MoreTao anatin’ny fankalazana ny fetin’ny fahaleovan-tena, tao amin’ny kaominina Anosy Avaratra, dia notoloran’ny ben’ny tanàna ao an-toerana fanomezana ireo mpiara-miasa
Read MoreNanomboka ny 24 Jona dia tapaka ny lalam-pirenena faharoa eo amin’ny PK 340+950. Raha ny fanambarana nataon’ny Ministeran’ny asa vaventy
Read MoreAo anatin’ny fetin’ny asaramanitra tanteraka isika amin’izao. Miezaka manao izay mety avokoa ny ankamaroan’ny Malagasy. Tahaka izany ihany koa ireo
Read MoreNotontosaina tamin’ny herinandro teo ny fitokanana ny sekoly ambaratonga fototra (EPP) ao Ambohitrandriamanjaka, kaominina Ambohimanga Rova. Tonga nitokana izany tao
Read MoreNotanterahina ny Zoma 23 Jona lasa teo ny fitsarana an-dRamatoa Doris Rakoto vadin’i Maherilanto Mnandafy . Nivoaka ary ny didim-pitsarana
Read MoreMiasa ho antsika ny faritra Analamanga. Ny faran’ny herinandro teo, mbola nanohy ny asa fanamboaran-dalana ary nanampiana ireo lalana tena
Read More