Ambohimangakely : Voasambotra ireo mpanendaka
Enin-dahy no voasambotry ny zandary avy ao amin’ny brigady Ambohimangakely, ny faran’ny herinandro teo. Tambajotran-jiolahy, mpanao fanafihana sy fanendahana ao
Read More
Enin-dahy no voasambotry ny zandary avy ao amin’ny brigady Ambohimangakely, ny faran’ny herinandro teo. Tambajotran-jiolahy, mpanao fanafihana sy fanendahana ao
Read MoreManomboka amin’ny 22 jolay hoavy izao dia hisondrotra 5% ny saran-dalana mankany amin’ny faritra eto Madagasikara .
Read MoreKaominina iray miorina ao amin’ny distrikan’Antananarivo-Avaradrano i Sabotsy Namehana, ary tanàna iray anisany manana ny lazany. Atao hoe kaominina ambanivohitra
Read MoreHo fankalazana ny andro iraisam-pirenana ho an’i Nelson Mandela dia nalefa anio 18 Jolay tamin’ny 10ora sy 30 teny amin’ny
Read MoreAraka ny antotan’isa avy amin’ny fanisana an-kapoben’ny mponina eto amin’izao tontolo izao dia 452022 isa amin’ny zatovovavy 12 hatramin’ny 19
Read MoreNotanterahana ny faran’ny herinandro teo ny firotsahana an-tsehatra, nitondrana fanentanana ho an’ny mponina tao amin’ny fokontany Ambatomalaza, kaominina Ambohimalaza, mahakasika
Read MoreNy zanadarimariam-pirenena araka ny ahafantaran’ny maro azy dia mpitandro ny filaminana eny ifotony eny. Tsy izay ihany anefa ny andraikitr’izy
Read MoreNosokafana tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny sabotsy teo ny hetsika SSMAF, tao amin’ny BTC Ambohimangakely. Tonga nanontrona ny lanonana teny an-toerana
Read MoreAraka ny tetiandrom-panadinanana eto Madagasikara dia nanomboka omaly 17 Jolay ny fanadinana baccalauréat. Mikasika ny valim-panandinana dia nanambara ny avy
Read MoreANTANANARIVO -Pharmacie ANDOHATAPENAKA/ Lot IVM 104 VZ Antetezanafovoany 67ha Sud : 034 02 670 70/032 12 670 70 -Pharmacie SOARY/
Read More