Dépêche du 14h00 18 Juillet – Fitanterana : hisy fiakarany ny saran-dalana amin’ny zotra nasionaly
Manomboka amin’ny 22 jolay hoavy izao dia hisondrotra 5% ny saran-dalana mankany amin’ny faritra eto Madagasikara .