Dépêches

Dépêche 10h00 21 Juin: Vacations: Efa vonona ny an’ny  mpiambina sy mpitsara CEPE

Nanamafy Ramatoa Minisitry ny fanabeazam-pirenena sy fanofanana ara-tekinika SAHONDRARIMALALA Marie Michelle fa  tsy misy tokony ahiana ny fandoavana ny vacation an’ireo mpiambina sy mpitsara ny fanadinana CEPE. Ampy ary efa ao ny vola ho amin’izany hoy hatrany ny nambaran’ity Minisitra ity.

Laisser un commentaire