Dépêches

Kaominina Alasora: Hisy ny fitokanana ny brigadin’ny zandarimaria vaovao

1 Aogositra, 16h01, Nandefa filazana ny tompon’andraikitra eo anivon’ny kaominina Alasora fa hisy ny fahatapahan-dalana amin’ireo lalana avy eo Alatsinaina-Kaominina, Ankadinitavimena-Kaomina ary ny eo amin’ny lalana Nos Amis-Kaominina, ao Alasora vokatry ny fitokanana ny brigadin’ny zandarimariam-pirenena ao Alasora ny zoma 12 Aogositra, manomboka amin’ny 8ora maraina ka hatramin’ny 12 ora atoandro. Hikatona ihany koa ny biraon’ny kaominina mandritra ny tontolo andron’ny zoma io.

Laisser un commentaire