Ambohimanambola: Misedra olana ny famatsiana rano ny mponina
11 Aogositra, 15h15, Nanomboka ny folaka’andron’ny alarobia 10 aogositra teo, saika nahitana fahatapahan’ny famatsiana rano manerana ny fokotany maro tao amin’ny kaominina Amnohimanambola. Mimenomenona ireo mponina vokatr’izany ary miandry ny fandraisan’andraikitry ny ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina
