Dépêches

Sosaily : Notoloran’ny Ambasadaoron’ny Rosia menaka ny mpianatra any Atsimo

Dépêche 16 novembre, 12h30, Nanolotra fanampiana ho an’ny fampisakafoanana an-tsekoly ny Ambasaodaoron’ny Rosia. MMenaka 80 taonina no natolotra ireo mpianatra any amin’ny faritra atsimo izay hianjadian’ny tsy fahampian-tsakafo. Ho fitsinjovana ireo mpianatra tsy zarizary ara-tsakafo no anton’izao fanomezana izao. Tsar any manome saingy tokony jerena ihany koa ny laharam-pahamehana dia ny sakafo mihitsy izany. Raha ny fanadihadiana tokoa dia koba no tena hoanin’ireo mpianatra matetika ka noho izany dia ny sakafo mihitsy no tsy ampy any an-toerana. Raha menaka tsy hisy hampiasana azy dia fandaniana fotsiny.

Laisser un commentaire