Fanatanjahantena : Andro iraisam-pirenena ho amin’ny « freestyle football »
Dépêche 7 septembre, 15h30, Ho fanamarihana ny andro iraisam-pirenena mahakasika ny « freestyle football » dia mikarakara hetsika mahakasika izany ny La City Ivandry iarahana amin’ny Patô Ramamonjisoa, Freestyler Football. Izany dia ho tanterahina ny asabotsy 10 septambra, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro ao amin’ny City Art, la City Ivandry.
