Fanokafana ny lalaon’ny nosy
Hisy Show Drones toy ny fahita amin’ny lanonan-dehibe fanokafana Lalao Olympika maneran-tany, mandritra ny fanokafana ny lalaon’ny nosy izay atao
Read More
Hisy Show Drones toy ny fahita amin’ny lanonan-dehibe fanokafana Lalao Olympika maneran-tany, mandritra ny fanokafana ny lalaon’ny nosy izay atao
Read MoreAmbony ny taham-pahafatesan’ny oratsimba eto Madagasikara noho ny tsy fahafehazana ny teknikam-panondranana. Maro ny fepetra arahina momban’ny lalànan’ny fanondranana ity
Read MoreFotoana hisarihana mpizahatany ny fampiantranoana ny lalaon’ny Nosy. Araka izany, manana ny paikady hanatanterahana izany ny minisiteran’ny fizahantany. Hisy ny
Read MoreAntananarivo MAHAMASINA – Mahamasina : 020 22 545 58/020 22 545 59/034 07 545 58 ISORAKA – Isoraka : 020 22 285
Read MoreTafapetraka ao Tsaralalana ny pylône monofut, P 05 avo indrindra maneran-tany. Mirefy 49m izany ary iray amin’ireo pylônes 51 isa
Read MoreNanatanteraka fivoriana vonjimaika ireo tompon’andraikitra sy mpiara-miombon’antoka misahana ny fifamoivoizana eto Madagasikara, omaly. Voalaza nandritra izany ny fepetra tokony ho
Read MoreHotanterahina manomboka anio hatramin’ny 25 aogositra, eny amin’ny Golf du Rova Andakana, ny fifaninanana “Golf Inter-îles 2023”. Miisa dimy ireo
Read MoreLavon’ny bala ny telo tamin’ireo dahalo mpaka an-keriny nokarohina tao amin’ny distrikan’Anjozorobe, ny 19 aogositra teo. Tratra ireo mpiray tsikombakomba.
Read MoreNotontosaina tamin’ny faran’ny herinandro teo ny tsena fitaovam-pianarana amin’ny vidiny mirary, izay natolotry ny fikambanana vehivavy Malagasy Miara-Miainga (VMMM) tao
Read MoreNahazo lapan’ny tanàna vaovao ny kaominina Talata Volonondry. Ny faran’ny herinandro teo no nanatanterahana ny fitokanana izany tamin’ny fomba ofisialy.
Read More