Ambohimangakely: Mizotra mian-dalana ny asa fanamboarana ny CEG Ambohimangakely
Tonga nijery ny fizotran’ny asa fanavaoazana sy fanamboarana ny CEG Ambohimangakely teny an-toerana ny tomponandraikitra miadidy ny kaominina ao an-toerana
Read More
Tonga nijery ny fizotran’ny asa fanavaoazana sy fanamboarana ny CEG Ambohimangakely teny an-toerana ny tomponandraikitra miadidy ny kaominina ao an-toerana
Read MoreTontosa soa aman-tsara ny faran’ny herinandrao ny hetsika “fête foraine special vacances 2023” tao amin’ny fokontany Manjaka, niaraka tamin’ny fokontany
Read MoreTontosa soa amantsara ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny kianja Fifankatiavana, ny hetsika didim-poitra faobe, ho an’ny taona 2023 ity,
Read MoreAntananarivo MAHAMASINA – Mahamasina : 020 22 545 58/020 22 545 59/034 07 545 58 ISORAKA – Isoraka : 020 22 285
Read MoreFotoana fiakaran’ny “choux fleur” tokoa amin’izao fotoana izao ary maro be izy ireny hitatsika eo an-tsena fivarotana legioma eny. Ny
Read MoreAfaka dimy andro dia hanomboka lalaon’ny nosy andiany faha-11 atao eto Madagasikara. Manomboka amin’ny 3 000 ariary ka hatramin’ny 20
Read MoreEfa teny am-pelatanan’ireo fokonolona nahasambotra azy ity lehilahy 29 taona, izay voalaza fa mpisoloky rain-dahiny ity no avotry ny polisy,
Read More19 no namoy ny aina ary maro ny naratra vokatry ny lozam-pifamoivoizana ny faran’ny herinandro. Maro ny toerana nisehoan’izany, anisany
Read MoreAfaka ny vesatra ho an’ireo mpiadina amin’ny bakalorea 2023 teto Antananarivo. Nivoaka omaly alahady ny valim-panadinana.
Read MoreNy bahoejy dia dihy Tsimihety niforona tao amin’ny faritry Sofia, izay mitondra ny anaran’ny olona namorona azy. Amin’ny fotoana rehetra
Read More