Dépêche du 16h00 03 Août- Alasora: mpangalatra moto roalahy no tratran’ny polisy
Omaly 03 Jolay no tratran’ny polisy teny Alasora ireto roa lahy mpangalatra moto. Nandritra ny fisamborana azy ireo no mbola
Read More
Omaly 03 Jolay no tratran’ny polisy teny Alasora ireto roa lahy mpangalatra moto. Nandritra ny fisamborana azy ireo no mbola
Read MoreTovovavy 20 taona no voasambotry ny polisy niaraka tamin’ireo roa lahy namany teo am-panaovana ny asa ratsiny. Araka ny fanazavana
Read MoreMbola mitohy hatrany ny fandehanan’ireo teratany Malagasy antsokosoko mihazo an’i Mayotte. Miisa 52 indray no tratran’ny polisy mpanara-maso ny sisin-tanin’i
Read MoreAraka ny tatitra avy amin’ny fikambanana Razan’ny Vohibola dia hazo “ Palmier à plulme” izay tsy hita afa-tsy eto Madagasikara
Read MoreNahitam-bokany ny hetsika tanamaron’ny fandriam-pahalemana ataon’ny mponina sy ny zandary ao amin’ny brigadin’Ambohimanambola. Taorian’ny fahatratrarana ireo efa-dahy nikasa hamaky trano
Read MoreVehivavy iray mpivarotra rongony no tratran’ny zandary tao Antanifotsy Antsirabe. Araka ny tatitry ny zandaray dia rongony 8 fonosana no
Read MoreTelolahy no voatazona am-ponja noho ny fihetsika sy fandikan-dalàna nataon’izy ny alatsinainy 17 jolay teo. Ny roa lahy amin’izy ireo
Read MoreLehilahy iray no saron’ny zandary rehefa nangalatra moto indroa mian-taona tao amin’ny kaominina Ambohimanga Rova. Ny alin’ny 20 jona no
Read MoreJiolahy iray mpamaky trano no tratran’ny zandary avy amin’ny brigadin’Ambohimalaza ny Alarobia teo. Jiolahy mampitaraina ny mponina eny amin’ny faritra
Read MoreLehilahy iray, 43 taona no nitonona ho pasitera ka saron’ny zandary avy ao amin’ny brigadin’Ambohimangakely, ny talata teo. Resaka fivadiam-pitokisana
Read More