Etats-Unis : Lehilahy iray no nitifitra basy tovovavy sendra nilalao teo an-tokotaniny
Tovovavy iray 14 taona sendra nanao an-kiafina no notifirin’ny lehilahy iray antsoina hoe David Doyle, 58 taona ny basy. Tao
Read More
Tovovavy iray 14 taona sendra nanao an-kiafina no notifirin’ny lehilahy iray antsoina hoe David Doyle, 58 taona ny basy. Tao
Read MoreLehilahy 40 taona iray no notsaraina tao Nantes noho ny fanodikodinana zaza tsy ampy taona. Niray ara-nofo tamin’ny tovovavy 15
Read MoreTovovavy roa no nifanao fotoana ny alin’ny faran’ny herinandro teo tao Sorgues, Vaucluse. Nikasa hifanazava momba ny resaka lehilahy iray
Read MoreNandritra ny andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy ny 8 martsa teo dia namoaka antontan’isa samihafa manoloana ny toe-java-misy mahakasika
Read MoreTovovavy iray 16 taona no nahavita nikasi-tanana ny reniny, 52 taona noho ny resa-bola. Tao Avignon, ao Vaucluse no niseho
Read MoreTovolahy 21 taona no voarohirohy nanolana tovovavy 11 isa avy tao Loire sy Rhône. Nitovy avokoa ny fomba nisarihan’io lehilahy
Read MoreTovovavy 17 taona monina ao Louvrière i Emilie Leblanc. Tsy hita popoka nanomboka ny 8 jona 2022 teo izy hatramin’izao.
Read MoreTovovavy 13 sy 14 taona no nisy nitsatoka antsy tamin’ny 7 ora maraina tao Illerkirchberg, atsimon’i Ulm. Teny an-dalana ho
Read MoreLehilahy 28 taona avy ao North Chesterfield ao Virginie i Austin Lee Edwards izay polisy taloha. Nisadoka ho olon-kafa tamin’ny
Read MoreTovovavy 23 taona no voahendaka tao anatin’ny zotra B ny métron’i Toulouse tao Haute-Garonne ny alin’ny talata teo. Manodidina ny
Read More