France : Lehilahy iray nitsantoka antsy ny vadiny tao Hauts de Seine
Raim-pianakaviana iray 53 taona no nivoaka ny tranoniny sady niantsoantso hoe « novonoiko ny vadiko! » tao Meudon, Hauts de Seine ny
Read More
Raim-pianakaviana iray 53 taona no nivoaka ny tranoniny sady niantsoantso hoe « novonoiko ny vadiko! » tao Meudon, Hauts de Seine ny
Read MoreNisehoana fifanosehana nandoza tao amin’ny tanànan’i Itaewon tao Séoul ny 29 oktobra teo nandritra ny fankalazana ny « Halloween ». Olona 153
Read MoreTamba-jotra lehibe mpanondrana rongony niasa teo anelanelan’ny Antilles sy France no ravan’ny manam-pahefana raha ny tatitrin’ny minisitry ny atitany tao
Read MoreIsan’ireo olona amerikanina mainty hoditra niady ho an’ny zon’ny amerikanina mainty hoditra i Malcolm Little na Malcolm X. Voarohirohy tamin’ny
Read MoreTovolahy 21 taona i Damien Beyssel. Nanomboka ny alatsinainy teo ny fitsarana azy tao Perpignan nohon’ny famonoana an’i Priscillia Gonzales.
Read MoreMpivady 38 sy 41 taona ary ny zanany vavy roa 8 sy 11 taona no hita faty tao an-tranony ao
Read MoreZazalahy kely 5 taona nonina tao Atlanta i Cairo Jordan. Hita faty tao anaty valizy teny amin’ny làlana foan’i Washington
Read MoreTranga narahan’olona maro ny fanjavonan’i Justine Vayrac. Vehivavy 20 taona izy, manan-janaka lahikely 2 taona ary tsy hita nanom-boka ny
Read MoreToerana iray miorina eo akaikin’ny « Chapelle de Marbre » ny « Cathédrale de Marbre ». Fiforonana « minérale de carbonate de calcium, » ao eo
Read MoreNanao fanambrana ny Downing Street fa tsy hanatrika ny COP27 hotontosaina ao Egypte ny 6 hatramin’ny 18 novambra izao ny
Read More