France : Vehivavy lehibe iray noteren’ny zanany hivarotra rongony
Renim-pianakaviana iray monina ao Plaisance-du-Touch tsy lavitri’i Toulouse no nanomboka nivarotra rongony teo amin’ny faha-66 taonany. Noteran’ny zanany lahy nivarotra
Read More
Renim-pianakaviana iray monina ao Plaisance-du-Touch tsy lavitri’i Toulouse no nanomboka nivarotra rongony teo amin’ny faha-66 taonany. Noteran’ny zanany lahy nivarotra
Read MoreRaha ny tatitrin’ny FMI dia i Seychelles no firenena antenaina hahatratra ny tahan’ny toe-karena ambony indrindra aty Afrique amin’ity taona
Read MoreTovolahy roa 17 taona antsoina hoe Willard Miller sy Jeremy Goodale nianatra tao amin’ny lycée ao Iowa no voampanga namono
Read MoreHotontosaina ao Port-Louis ao Maurice ny 9 hatramin’ny 11 desambra izao ny andiany faha-22 ny fihaonambe ara-toekarena afrikanina 2022 (AEC).
Read MoreManoloana ny herisetra haterakin’ny andian-jiolahy (gang) mpanondrana rongony ao Equateur dia nampidirin’ny filoham-pirenena ao an-toerana anaty hamehana ny faritanin’i Guayas
Read MoreSehatra iray isany mampidi-bola eo amin’ny sehatrin’ny fizahan-tany ny fitsangantsanganana an-dranomasina (croisières). Efa misokatra izany vanim-potoana izany ho an’ny ranomasim-be
Read MoreNahazo famatsiam-bola 5 tapitrisa dollars tamin’ny FSD (Fonds saoudien de développement) i Comores. Entina hanampiana ny tetikasa famatsiana rano fisotro
Read MoreNisehoana fipoahana trano lehibe nisy rihana naherin’ny 25 tao afovoan’ny tanànan’i Panama ny talata teo. Maherin’ny 20 ny olona naratra
Read MoreNisehoana tranga nampalaelo tao Running Springs, Californie ny 25 oktobra teo. Lehilahy iray antsoina hoe Timothy Ryan Shipman, 42 taona
Read MoreNiverina nisokatra omaly 2 novambra ny seranam-piaramanidina Pierrefonds ao La Réunion rehefa niato nandritra ny 2 taona. Efa nanatontosa ny
Read More