Avaradrano: Nandravona ny olana teo amin’ny kaominina roa ny Distrika
Tontosa ny 6 jolay 2022 ny fivoriana izay notarihin’ny lehiben’ny Distrika niarahana tamin’ireo ben’ny Tanàna rehetra teto Avaradrano. Nodinihina tamin’izany
Read More
Tontosa ny 6 jolay 2022 ny fivoriana izay notarihin’ny lehiben’ny Distrika niarahana tamin’ireo ben’ny Tanàna rehetra teto Avaradrano. Nodinihina tamin’izany
Read MoreMbola tsy foana eto amintsika ny covid-19. Hisy ny fanaovam-baksiny ho fanefitr’izany ho an’ny mponina ao Sabotsy Namehana ny 8,
Read MoreTontosa ny 21 jona ny fanadinana CEPE nanerana ny nosy. 4 taona ny zandriny indrindra, ary 24 taona ny zokiny
Read MoreNitroatra ireo vahoaka tao Sabotsy Namehana taorian’ny naharenesana fa hita ny vata-mangatatsiak’i Randriamanantsoa Tafita Sarobidy. Voafehy anefa ny fitsaram-bahoaka rehefa niditra
Read MoreNahazo efitrano miisa roa ny EPP Atsinanantsena Sabotsy Namehana. Antsoina hoe « Sekoly Telma » ity efitrano fianarana ity, izay efa notokanana
Read MoreMiara-miasa akaiky amin’ny Vondrona Accès Banque Madagascar ny kaominina Sabotsy Namehana amin’ny fanomezana tolotr’asa ho an’ny tanora ao anatin’ny kaominina.
Read MoreNifarana ny 29 aprily lasa teo ny hetsika didim-poitra faobe tao Sabotsy Namehana. Naharitra telo ny hetsika izay nokarakarain’ny kaominina
Read MoreTanterahina ao Sabotsy Namehana ny 27 aprily hatramin’ny 29 aprily ny didim-poitra faobe maimaimpoana. Ny kaominina sy ny fikambanana Avotraina
Read MoreNandray ireo tompon-daka telo mirahalahy Malagasy nandrombaka ny medaly volamena sy volafotsy ny kaominina Sabotsy Namehana. Medaly volamena iray sy
Read MoreTsy vitsy ireo ray aman-dreny sahirana amin’ny fampianarana ny zanaka ao Sabotsy Namehana. Ny fahaizana mifampitsinjo eo amin’ny sekoly sy
Read More