Sabotsy Namehana : Mampitairana ny mpandeha ny ataon’ny fiara fitateram-bahoaka
Tsy vao voalohany izao no nanao antso avo tamin’ny tomponan’andraikitra misahana ny zotra H ireo mpandeha ao amin’ny kaominina Sabotsy
Read More
Tsy vao voalohany izao no nanao antso avo tamin’ny tomponan’andraikitra misahana ny zotra H ireo mpandeha ao amin’ny kaominina Sabotsy
Read MoreMiditra amin’ny andro faha valo amin’ilay tournoi voasarin’i Namehana amin’izao ny ao amin’ny kaominina Sabotsy Namehana. Adim-baolina goavana hifandoan’ireo klioba
Read MoreRaim-pianakaviana iray efa mpamelon-keloka no tratran’ny fokonolona teo am-pangalarana gana, tao amin’ny fokontany Manarintsoa, kaominina Sabotsy Namehana ny talata lasa
Read MoreMikorontana tanteraka ny kaominina Sabotsy Namehana noho ny tsy fandriam-pahalemana. Tsiahivina fa efa nisy fotoana tsy nilamina toy izao ihany
Read MoreHisy ny fampisehoana « bye bye vacances » ao sabotsy namehana ny alahady ho avy izao, ao amin’ny kianjan’i Sabotsy. Fampisehoana alohan’ny
Read MoreFandaharana vaovao iray no novokarin’ny mpianatra ao anivon’ny oniversite Masca Sabotsy Namehana nanomboka ny volana aogositra 2022 hoy i Kanto
Read MoreNisy ny fitokanana ny biraom-pokontany vaovao Andidina ao anatin’ny Kaominina Sabotsy Namehana. Isan’ny lalana iray hirosoana amin’ny fanatsarana ny fitsinjaram-pahefana
Read MoreEfa misokatra ny fisoratana anarana ho an’ny andiany faha-9 amin’ny fiofanana arak’asa ao amin’ny CFPF Antsofinondry. Manampy sy manohana hatrany ity
Read MoreEfa azo atao ny misoratra anarana ao amin’ny CFPF Antsofinondry ao Sabotsy Namehana ho an’ny fiofanana arak’asa. Miara-miasa akaiky amin’ny
Read MoreMpiadina miisa 9 132 no voasoratra anarana hiatrika ny fanadinana BEPC teto amin’ny Distrika Avaaradrano, izay miparitaka ao anatin’ny toeram-panadinana
Read More