Sabotsy Namehana: Mila jeren’ireo tomponandraikitra ny mahakasika ireo andrin-jiro simba
Velon-taraina ireo mponina ao amin’ny kaominina Sabotsy Namehana, noho ny fahasimban’ireo andrin-jiro izay ahiana hitera-doza, eny amin’ireo fokontany ao an-toerana.
Read More