Menabe : Tafaverina ireo olona dimy mianaka nisy naka an-keriny
11 Febroary, 09h00. Tafaverina soa aman-tsara ireo olona dimy mianaka nisy naka an-keriny ny 11 Janoary teo, tao Andafiha fokontany
Read More
11 Febroary, 09h00. Tafaverina soa aman-tsara ireo olona dimy mianaka nisy naka an-keriny ny 11 Janoary teo, tao Andafiha fokontany
Read More14 Janoary, 09h45. Nodimandry ny Pastora Velomahatombo Filoha lefitry ny Fiangonana Loterana Malagasy sady filohan’ny synodam-paritan’i Menabe ny Pastora Velomahatombo.
Read MoreMitohy hatrany ny ady amin’ny afo eto Madagasikara. Isan’ireo mandray anjara mavitrika amin’izany ny komitin’ny vehivavy ao Marofandilia, ao Morondava.
Read More25 Novambra, 08h30. Olona 03 indray no niharan’ny herisetra feno habibiana tao anatin’ny distrikan’i Belo/Tsiribihina tao anatin’ny herinandro. Maty notapahan-doha
Read More18 Novambra, 09h15. Mitohy ny hetsika hanatrarana ny “Tolérance Zéro” araky ny toromariky ny praiminisitra lehiben’ ny Governemanta sy ny
Read MoreMampiteny ny moana mihitsy ny tsy fandriam-pahalemana ao Menabe volana maronifandimby izay. Fanafihana sy vono olona, fandrobana sy fakana an-keriny,fanakanana
Read MoreMitohy ny fitsidihana ataon’ny Tale Jeneralin’ny Polisim-pirenena sy ny ekipany tany amin’ny faritra Andrefana iny. Tany Antsalova sy Belo ambonin’i Tsiribihina
Read MoreIsan’ny tena mampirongatra ny tsy fandriam-pahalemana eto Madagasikara ny tsy fahampian’ny tafika Malagasy, ny fitaovana ampiasaina mandritra izany, ny faharatsian’ny
Read MoreIray ao anatin’ireo sakana tsy mampandroso ny firenena iray ny tsy fandriam-pahalemana, ahitana taratra ihany koa ny fahatran’ny vahoaka ao
Read More