Maurice : Olona mirahalahy no hita faty teny amoron-dranon’i Curepipe
Manahy ho nisian’ny asa ratsy ny polisy taorian’ny nahitana ny fatin’olona roa teny amoron-drano akaikin’ny fiangonana Saint Clément any Curepipe
Read More
Manahy ho nisian’ny asa ratsy ny polisy taorian’ny nahitana ny fatin’olona roa teny amoron-drano akaikin’ny fiangonana Saint Clément any Curepipe
Read MoreTao anatin’ny 24 ora izao, tsy nahitana tranga vaovao tao Maurice raha ny tatitra natao anio Zoma 23 Avrily. Na
Read MoreNatomboka anio alakamisy 22 aprily ny fanaovam-baksiny ho fiarovana amin’ny gripa natao tamin’ireo olondehibe mihoatra ny 60 Taona. Ny Minisiteran’ny
Read MoreNahitana tranga vaovao indray tany Maurice raha ny antotan’isa nivoaka ny 21 Avrily lasa teo. Mponina avy any Baie du
Read MoreKarohin’ny polisy fatratra amin’izao fotoana izao, ilay zazalahy nandrahona tamin’ny antsy ny Mpandraharaha iray ao Maurice ary nangataka ny vola
Read MoreNahiana ho mpivarotra rongony (cannabis) ity rangahy iray iray mipetraka any amin’ny « Montagne Blanche ». Ny ekipan’ny « Anti-Drug and Smuggling Unit
Read MoreVehivavy iray maherin’ny 40 taona nandositra ny hôpitaly ny talata 30 Martsa lasa teo. Nonina tany Gros Billot ity olona ity
Read MoreNahitana tranga vaovao miisa enina indray tany Maurice raha ny tatitra natao ny zoma 26 Martsa teo. Raha mpiasa mpitsabo
Read MoreEfa niditra tanteraka tamin’ny fihibohana i Maurice ary betsaka ireo fepetra noraisiny nandritra izany. Naato mandra-pahatongan’ny fiovan’ny toe-pahasalamaan nanomboka ny
Read MoreNitrangana lozam-pifamoivoizana indray tany Maurice androany 17 martsa 2021. Kodiaran-droa indray no nidofotra tamina fiara fitaterana entana lehibe iray teny
Read More