Brésil : Vehivavy iray maty voatorotoro tao anaty milina fitetehana ovy
Vehivavy 24 taona i Rafaela Alves dos Santos, maty tamin’ny fomba nahatsiravina izy ny herinandro lasa teo. Tonga niasa toy
Read More
Vehivavy 24 taona i Rafaela Alves dos Santos, maty tamin’ny fomba nahatsiravina izy ny herinandro lasa teo. Tonga niasa toy
Read MoreMpanara-maso ny hetra iray no nisy nitsatoka antsy tao Pas-de-Calais. Nohazonin’ilay navanon-doza an-keriny niaraka tamin’ny mpiara-miasa iray hafa taminy io
Read MoreManoloana ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny ankizy ny 20 novambra teo dia nanao fanairana momba ny trangan’herisetra mianjady
Read MoreVehivavy roa nonina tao amin’ny trano (immeuble) iray tao Patri ao Rome no niara-hita faty ny herinandro lasa teo. Lehilahy
Read MoreZazalahy kely 2 taona antsoina hoe Awaab Ishak no maty nohon’ny fipariahan’ny bobongolo tao an-tranony raha ny valin’ny fanadihadiana nivoaka
Read MoreZazakely manodidina ny 10 taona eo no maty noho ny fikitikitahana maro an-davaka, tao amin’ny fokontany Malaza, kaominina Ambohimanga rova.
Read MoreDépêche 10 novembre, 11h30, Lehilahy iray 41 taona sy ny zanany vavy iray 15 taona no maty nilatsaham-potaka tany Mandoto,
Read MoreNisehoana horohorontany tamin’ny maridrefy 5.6 tao Népal ny marain’ny alarobia teo nanodidina ny 2 ora maraina tao an-toerana. Tsy lavitr’i
Read MoreManatontosa iraka ao Roumanie i Paris manoloana ny fanafihan’i Russie an’i Ukraine. Miaramila maro no nalefa ao an-toerana hanamafy ny
Read MoreTovolahy 21 taona i Damien Beyssel. Nanomboka ny alatsinainy teo ny fitsarana azy tao Perpignan nohon’ny famonoana an’i Priscillia Gonzales.
Read More