Ambohimanambola : Tsy mbola voafehy ny resaka fako
Anisan’ny olana mipetraka hatramin’ny taona maro ary efa hanaovan’ny isam-pokotany ezaka ny fifehezana ny resaka fanadiovana ao amin’ny kaominina Ambohimanambola.
Read More
Anisan’ny olana mipetraka hatramin’ny taona maro ary efa hanaovan’ny isam-pokotany ezaka ny fifehezana ny resaka fanadiovana ao amin’ny kaominina Ambohimanambola.
Read MoreToerana fanariam-pako akaikin’ny sekoly iray ao Atsimontsena, kaominina Sabotsy Namehana no mampitaraina ireo ray amandrenin’ny mpianatra. Raha ny voalaza, miparitaka
Read MoreAnkoatran’ny famatsiam-bola azon’i Maurice avy amin’ny FEM (Fonds pour l’environnement mondial) dia hisitraka tosika ara-teknika ihany koa izy ireo amin’ny
Read MoreDépêche 08 novembre, 15h, Tao anatin’ny herinadnro maro iz&ay dia niteraka setroka be loatra ny fandoroana ny fako teo Andralanitra.
Read MoreNisy ny hetsika fanalana ireo fako rehetra nitoby tao amin’ny fokontany Anosy Avaratra sy Ambohitrinimanga ny faran’ny herinandro teo. Hetsika
Read MoreManomboka miparitaka manerana ny tanàna ao Ambohimalaza amin’izao fotoana izao ny fako. Efa tsy misy intsony ny fandraisana andraikitra manoloana
Read MoreNosokafana ny Alatsinainy faha 12 septembre 2022, lasa teo, tao amin’ny faritry vakinankaratra ny atrik’asa momba ny fitantanana ny fako
Read MoreHo atao androany amin’ny 04 ora ny fivoriana ao amin’ny fokontany Iharamy. Hisy ny lamina apetraky ny kaominina amin’ny fitantanana
Read MoreTontosa tamin’ny alarobia ny fanaovana jery todika sy fanaraha-maso ny fizotran’ny tetik’asa « Rafim-pitantanana ny fako vaovao sy mahomby » tao amin’ny
Read MoreManatanteraka hetsika fanadiovana sy fitaomana fako ao Ambohimangakely ny kaominina amin’izao fotoana. Manara-maso hatrany ny fizotran’ny asa ny ben’ny tanàna
Read More