Antanetibe Ankadikely Ilafy : Nasiam-panamboarana ny EPP
Navaozina tanteraka ny efitrano fianarana telo tany amin’ny EPP Antanetibe ao amin’ny Kaominina Ankadikely Ilafy. Hiampy ny fanatsarana ireo fotodrafitrasa
Read More
Navaozina tanteraka ny efitrano fianarana telo tany amin’ny EPP Antanetibe ao amin’ny Kaominina Ankadikely Ilafy. Hiampy ny fanatsarana ireo fotodrafitrasa
Read MoreNotokanana ny efitrano fianarana miisa telo nataon’ny faritra Analamanga teny Soavinarivo, Commune Ambatolampy Tsimahafotsy, Distrikan’Ambohidratrimo. Rehefa nandre tamin’ny Talen’ny EPP
Read MoreVoatsangana soa aman-tsara ny EPP Ambohibary Talata Volonondry ho an’ireo mpianatra niaina ny fahalaviran’ny trano fianarana taloha. Niara-nisalahy tamin’ny fananganana
Read MoreVita tsara ilay EPP Soavinarivo namboarin’ny fanjakana tany Ambatolampy Tsimahafotsy ary feno hatramin’ny fitaovana ao anatiny aza. Tahaka ny fotodrafitrsa
Read MoreNanolotra fanomezana ny EPP Ambohitrarahaba ny 26 Aogositra lasa teo ny fikambanana «Les amis de l’EPP Ambohitrarahaba». Nahitana solosaina sy
Read MoreRoa herinandro mialohan’ny fidiran’ny mpianatra, mbola tsy rototra ireo ray aman-dreny ny mpianatra eny anivon’ny sekolim-panjakana hanoratra anarana ireo zanany.
Read MoreNahazo efitrano efatra vaovao ny EPP Ambatomitsangana kaomina Analavory ny herinandro lasa teo avy tamin’ny Fondation Adsum avy any l’Irlande
Read MoreNahazo sekoly EPP vaovao sy trano fisakafoana ho an’ny mpinatra ary fitaovana avy amin’ny fikambanana Fitia ny tao Ankibay Androy.
Read MoreEfa nampanantenaina nandritra ny fampielezan-kevitra nataon’ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina, ny hampidirana ny fampianarana eto Madagasikara ao anatin’ny sehatry ny hairaha
Read MoreAo anatin’ny fitsidiham-paritra tanteraka ny Filoham-pirenena nanomboka omaly 30 may ary any amin’iny faritra Mahajanga iny no anatanerahany izany. Ao
Read More