Comores : Namoaka ny teti-bola hiatrehana ny JIOI 2023 ny nosy
Somary tara i Comores mihoatra ireo nosy hafa manoloana ny fiomanana amin’ny lalaon’ny nosy aty amin’ny ranomasimbe indianina. Na dia
Read More
Somary tara i Comores mihoatra ireo nosy hafa manoloana ny fiomanana amin’ny lalaon’ny nosy aty amin’ny ranomasimbe indianina. Na dia
Read MoreNanao fanambarana i Comores fa mahazo miverina ao an-toerana avokoa ireo mpifindra monina tsy ara-dalàna rehetra ao Mayotte teratany komoriana
Read MoreFirenena iray ao Moyen Orient i Oman. Any amin’ny farany atsimo atsinanan’ny faritra Arabie no misy azy. Nisokatra 6 may teo
Read MoreEfa miomankomana amin’ny fandraisana anjara amin’ny Arab Beach Soccer Cup 2023 ny mpilalao Beach Soccer ao Comores. Raha tsiahivina dia
Read MoreTaorian’ny « Prix Passe-portes » azon’i Soumette Ahmed tamin’ny taona 2015 dia nahazo ny « grand Prix » nandritra ny andiany voalohany ny « Festival
Read MoreEfa azo atao ny mandefa vola avy any Comores maketo Madagasikara amin’ny alalan’ny Mvola. Natolotry ny tale jeneraly ny Telco
Read MoreMpanentana fandaharana amin’ny onjam-peo sy mpanolotra ny « Couleurs Tropicales » ao amin’ny RFI i Claudy Siar. 26 taona no nisahaniny izany
Read MoreMpifindra-monina afrikanina 92 isa no tafatsoaka teo ambany fanarahamason’ny mpiambina ny sisin-tanin’i Comores. Niandraikitra ny fandrindrana ny toeram-piazonana ireo mpifindra-monina
Read MoreNivoaka tamin’ny fahanginana ny governemantan’i Comores. Nitaky tamin’ny fomba ofisialy tamin’i France ny hanafoanana ny hetsika « Wuambushu » ao
Read MoreNotendren’ny federasiony ny baolina kira ho filohy ny ligy ao Mwali i Nousfane Bacar ny herinandro lasa teo. Raha tsiahivina
Read More