Ambohimanga Rova : Nisy ny fizarana PPN ho an’ireo fianakaviana sahirana
Nandritra ny fanatanterahana ny asa sosialy izay fanaon’ny fiangonana iray ao amin’ny kaominina Ambohimanga rova, isaky ny fety, no nizarana
Read More
Nandritra ny fanatanterahana ny asa sosialy izay fanaon’ny fiangonana iray ao amin’ny kaominina Ambohimanga rova, isaky ny fety, no nizarana
Read MoreMiseho amin’ny endriny maro amin’izao fotoana izao ny tsy fandriam-pahalemana ao amin’ny kaominina Ambohimanga Rova. Nisehoan’izany tao amin’ny fokontany Ambohidahy,
Read MoreTonga maro be ireo tanora sy mponina tao amin’ny kaominina Ambohimanga rova, namaly ny antso fanentanana izay nataon’ny avy amin’ny
Read MoreZazakely manodidina ny 10 taona eo no maty noho ny fikitikitahana maro an-davaka, tao amin’ny fokontany Malaza, kaominina Ambohimanga rova.
Read MoreAnkizy am-polony, iray kilasy, tao amin’ny CEG Ambohidrazana, ao amin’ny kaominina Ambohimanga Rova no nisehoana tranga hafahafa, ny fiandohan’ny herinandro
Read MoreAny amin’ny 21 km avaratra atsinanan’ny renivohitra Antananarivo no misy ny Rovan’Ambohimanga. Miorona eo ambony tendrombohitra izy, izay manamarika ny
Read MoreEfa hatramin’ny taona maro no nisy fampandraisana anjara ireo ankizy, zanaky ny kaominina ao Ambohimanga rova, tamin’ny hetsika zava-kanto ara-kolontsaina,
Read MoreRenim-pianakaviana iray, manodidina ny 70 taona no hita faty tao an-tranony ny zoma lasa teo, tao amin’ny fokontany Ambohitrandriamanjaka, kaominina
Read MoreNisy ny lalao “tournoi foot à 7” izay nokarakarain’ny “Association Mihary” avy amin’ny kaominina Ambohimanga rova ny faran’ny herinandro lasa
Read MoreAo anatin’ny fanomanana ny hetsika « Angaredona mozika festival », dia hahazo sehatra ihany koa ireo zaza lahikely. Ankoatra ny sehon-tsehatra atao
Read More