Ambohimanga rova: Ho tanterahana rahampitso sabotsy ny fambolen-kazo
Rahampitso sabotsy 25 Martsa no hanatanterahana ny fambolen-kazo, izay iarahan’ny zanak’Ambohimangarova sy ny kaominina mientana. Ho tanterahana mandritra izany ihany
Read More
Rahampitso sabotsy 25 Martsa no hanatanterahana ny fambolen-kazo, izay iarahan’ny zanak’Ambohimangarova sy ny kaominina mientana. Ho tanterahana mandritra izany ihany
Read MoreNisy ny ady tany eo amin’ny mponina ao amin’ny fokontany Ambodisiarivo, kaominina Ambohimanga rova, ny fiatombohan’ny herinandro teo. Tanimbary, tanimboly
Read MoreMisy ny asa fanitarana ny efitrano fianarana ao amin’ny CEG Ambohimanga rova, amin’izao fotoana izao. Mandroso ny asa ary efa
Read MoreNisy ny classe verte ho an’ireo mpianatra avy ao Ambohimanga rova izay notontosain’ny association Mihary, ny herinandro lasa teo. Nifampitohy
Read MoreMahazo vahana ny tsy fandriam-pahalemana ao amin’ny fokontany Soavinimerina sy ny manodidina, ao amin’ny kaominina Ambohimanga rova, amin’izao fotoana izao.
Read MoreTamin-kafaliana no nandraisan’ny mponina sy ny kaominina Ambohimanga rova an’i coach Rôrô, izay mpanazatra ny mpilalaon’ny Barea, nandray anjara tamin’ny
Read MoreAnkizy mpianatra ao amin’ny taona faha dimy, ao amin’ny EPP Anosiarivo, kaominina Ambohimanga rova no nentin’ny Association Mihary nitsidika ny
Read MoreNanomboka niverina ny fampianarana tao amin’ny Lycée Ambohimanga Rova, ary niverina nanaraka izay ihany koa ny fahazotoann’ireo mpianatra sy mpampianatra
Read MoreNahazo ny laharana fahatelo ny Lycée Ambohimanga Rova, tamin’ny fifaninana mathématiques izay nokarakarain’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena tamin’ny volana desambra lasa teo.
Read MoreVohitra iray eny avaratr’Ambohimanga i Ambatondradama. Manamarika azy ny fisian’ireo doany izany fangataham-pitahiana sy famerenan-kasina na fangatahana vavaka. Miisa 7
Read More