Ambohimangakely: Lehilahy iray maty tsy tra-drano vokatry ny lozam-pifamoivozana
Lehilahy iray nitondra moto, manodidina ny 23 taona no maty tsy tra-drano vokatry ny lozam-pifamoivoina tao amin’ny PK 12+60 lalam-pirenena
Read More
Lehilahy iray nitondra moto, manodidina ny 23 taona no maty tsy tra-drano vokatry ny lozam-pifamoivoina tao amin’ny PK 12+60 lalam-pirenena
Read MoreHisy ny fampiofanana maimaim-poana momba ny fiompiana akoho fakana nofo, akoho mpanatody lava, ny trondro ary ny kisoa ao amin’ny
Read MoreMitohy hatrany ny asa fanamborana ny lalana ao amin’ny fokontany Antanambao, mivoaka ny tobi-pahasalamana CSB II, ao amin’ny kaominina Ambohimangakely
Read MoreNahazo anjara tamin’ny fanomezana avy amin’ny fikambanana Andry sy Fototra ho an’ny fampandrosoana (AFF) ny EPP Ikianja, ao amin’ny kaominina
Read MoreNotohizana tao amin’ny EPP Andranovao ny hetsika « atelier de vacance » izay nokarakarain’ny kaominina Ambohimangakely ho an’ireo ankizy ao an-toerana. Hetsika
Read MoreToerana afaka hisakafoanana, hanaovana fety tahaka ny anniversaire, afterwork ny Evasion Plus. Ahitana karazana sakafo malaggasy sy vahiny ao aminy
Read MoreToerana kely somary misitaka ny renivohitra, manamorona ny lalam-pirenena faharoa no misy ny Bazary kely. Toerana fisakafoanana, fantatra amin’ny fahatsaran’ny
Read MoreToerana fivarotana hani-masaka anisan’ny miavaka kely ny Solex eo Ambodivoara, ao amin’ny kaominina Ambohimangakely ao. Eo anoloan’ny rond point eo
Read MoreHisy ny seho goavana (spectacle SSMAF) izay tanterahana eny amin’ny kianja Antanimenabe, sampanana Behintsy Ambohimangakely, ny alahady 03 septambra izao,
Read MoreMiverina indray ny tsy fandriam-pahalemana ao amin’ny fokontany Behintsy, kaominina Ambohimangakely. Toka-trano iray indray no lasibatry ny asan-jiolahy ny alin’ny
Read More