Ambohimanambola: Tsy mbola niverina amin’ny laoniny ny famatsiana rano
Taorian’ny zava-nitranga mahakasika ny famindrana ny fitantanana ny rano an’ny Service Eau ao amin’ny kaominina Ambohimanambola, dia tsy mbola niverina
Read More
Taorian’ny zava-nitranga mahakasika ny famindrana ny fitantanana ny rano an’ny Service Eau ao amin’ny kaominina Ambohimanambola, dia tsy mbola niverina
Read MoreMitohy hatrany ny fitetezam-paritra ataon’ny avy ao amin’ny zandarimariam-pirenena, ao amin’ny kaominina Ambohimanambola, izay tarihin’ny commandant de poste (CP) ao
Read MoreAo anatin’ny iray volan’ny hetra ny kaominina Ambohimanambola amin’izao fotoana izao. Efa nanomboka ny 31 jolay teo ny fanentanana ny
Read MoreRoa andro teo no nihato ny famatsiana rano ho an’ny mponina, manerana ny fokontany efatra, dia ny fokontany Gara, Ampahimanga,
Read MoreEfa nanomboka ny asa fanamboarana ny “site de tri” na ny toerana fitsinjarana fako ao amin’ny koaminina Ambohimanambola. Ny faran’ny
Read MoreAraka ny fanambarana dia hisokatra ny faha-15 Aogositra ho avy izao ny zotra “Train Urbain” eto Antananarivo izay hampitohy an’i
Read MoreNotanterahana tamin’ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny biraon’ny kaominina Ambohimanambola, ny fandaniana faharoa ny fehezam-pitsipika kaominaly, mahakasika ny fikoloam-pahasalamana, fanadiovana,
Read MoreNirotsaka an-tsehetra nanadio ny lalamby tao amin’ny kaominina Ambohimanambola ireo tomponandraikitra ao an-toerana, niaraka tamin’ny orinasa Madarail sy ny Somatrafer,
Read MoreMitohy ny fanentanana ny mponina ny resaka fampiharana ny tanamaron’ny fandriam-pahalemana ao amin’ny kaominina Ambohimanambola. Ny faran’ny herinandro teo, nitondra
Read MoreLehilahy iray, mpanongotra sy mpangalatra varavarana, tao amin’ny fokontany Ambohibato, kaominina Ambohimanambola, no tratran’ny zandary rehefa namerina ny asa ratsiny,
Read More