Ambatondrazaka : Nitrangana firehetana ny trano fivarotan-kazo
Dépêche 29 novembre, 12h30, Nisehoana firehetana indray tao amin’ny fivarotan-kazo tao Atsimontsena Ambatondrazaka. Mitentina 600 tapitrisa ariary ny fatiantoka tamin’izany.
Read More
Dépêche 29 novembre, 12h30, Nisehoana firehetana indray tao amin’ny fivarotan-kazo tao Atsimontsena Ambatondrazaka. Mitentina 600 tapitrisa ariary ny fatiantoka tamin’izany.
Read MoreDépêche 26 octobre, 14h, Toy ny faritra rehetra dia hisitraka ny hopitaly manara-penitra ihany koa ny mponina ao Ambatondrazaka. Tsy
Read MoreDépêche 14 octobre, 11h, Nifarimbona ireo fikambanana samihafa nanadio ny tsena ao Ambatondrazaka. Miandahy miambavy ny zandary ary tao ihany
Read MoreNisehoana fanafihan-dahalo indray tao Mangalaza, kaominina Feramanga avaratra. Fanafihana somary hafakely ny fisehony noho ny fisiana biby mivadika olona ary
Read MoreDépêche 30 septembre, 14h, Efa mahatratra 30 000 ariary ka hatramin’ny 40 000 ariary ny kesika amin’ny voatabia eny anivon’ny mpamboly. Ity
Read MoreDépêche 29 septembre, 12h, Raha ny fijery azy aloha dia toa sangy ratsy ihany izao nataon’ireto jiolahy ireto izao satria
Read More30 Aogositra, 16h00, Fiara nitondra ireo mpizaika avy any Ambatondrazaka ho any Antsirabe no niharan-doza tao Ambohitovolahy Manaka-Andrefana, lalam-pirenena faha
Read More13 Jolay, 11h 30 Nisehoana lozam-pifamoivozana tao Ambohimasina Ambatondrazaka androany maraina tamin’ny 07 ora sy 15 minitra teo. Lehilahy iray
Read MoreMatetika ahitana tranga hafahafa foana ao Ambatondrazaka. Miaramila iray namita iraka tao Ambatondrazaka, kaominina Ambanivohitra Atsangasanga, no voalaza fa very
Read MoreTsy mandry andro tsy mandry alina ny mponina ao Tanambao Besakay Ambatondrazaka noho ny tranga fakana an-keriny izay mateti-piseho tato
Read More