Dépêches

Ambandrika, Ambatondrazaka : Miakatra ny vidin’ny voatabia

Dépêche 30 septembre, 14h, Efa mahatratra 30 000 ariary ka hatramin’ny 40 000 ariary ny kesika amin’ny voatabia eny anivon’ny mpamboly. Ity toerana ity izay mpamokatra sy mpamatsy voatabia ho an’ny faritra maro eto Madagasikara. Velona sy mahazo tombony ny mpamboly fa saingy kosa dia tsy mitsaha-mitombo io mandrapaha tonga azy eny ami’ny mpivarotra ka izany indrindra no mampidangana ny vidin’ny voatabia eny an-tsena ankehitriny. 

Efa mahatratra 30 000 ariary ka hatramin’ny 40 000 ariary ny kesika amin’ny voatabia eny anivon’ny mpamboly. Ity toerana ity izay mpamokatra sy mpamatsy voatabia ho an’ny faritra maro eto Madagasikara. Velona sy mahazo tombony ny mpamboly fa saingy kosa dia tsy mitsaha-mitombo io mandrapaha tonga azy eny ami’ny mpivarotra ka izany indrindra no mampidangana ny vidin’ny voatabia eny an-tsena ankehitriny. 

Laisser un commentaire