Dépêches

Fifamoivoizana : Fiara nitondra mpizaika avy any Ambatondrazaka niharan-doza

30 Aogositra, 16h00, Fiara nitondra ireo mpizaika avy any Ambatondrazaka ho any Antsirabe no niharan-doza tao Ambohitovolahy Manaka-Andrefana, lalam-pirenena faha 44. Tsy fantatra mazava ny antony nitrangan’ny loza raha ny vaovao voaray, hatreto mbola tsy nisy ny tatitra mahakasika ireo olona naratra vokatr’izany

Laisser un commentaire