Alasora : Mpangalatra iray no tra-tehaka teo am-panafihana
Ny marainan’ny Alarobia tokony ho tamin’ny 1ora maraina teo ho eo no nisy mpangalatra nanafika teny amin’iny kaominina Alasora iny.
Read More
Ny marainan’ny Alarobia tokony ho tamin’ny 1ora maraina teo ho eo no nisy mpangalatra nanafika teny amin’iny kaominina Alasora iny.
Read MoreNisehoana fanafihana mitam-piadiana indray teny Mandikanamana Alasora ny alin’ny Sabotsy 11 septambra izao izay nataona 8 lahy. Mifefy tsara sy
Read MoreVoarohirohy ho namono ilay mpivarotra ny mpivady izay nividy entana tao amin’ny tranombarotra ihany. Nitsiriritra ny volabe nokirakirain’ity mpivarotra ity
Read MoreNahazo fitaovam-pianarana avy amin’ny fitondram-panjakana ny EPP tany Alasora. Samy nahazo ny fitaovana ho entina mianatra amin’izao taom-pianarana vaovao ny
Read MoreHotanterahana manomboka ny 4 septambra izao amin’ny 12 ora tolakandro ny lalao baolina kitra karakarain’ny Kaominina Alasora antsoina hoe « Tournoi
Read MoreNatomboka ny 01 septambra 2021 teo ny fanaovam-baksiny johnson johnson tao amin’ny Kaominina Alasora Avaradrano. Eny amin’ny CSB2 Alasora no
Read MoreMalaza mihitsy ny resaka fisandohana ho mpitandro filaminana ao Alasora Avaradrano ao. Raha vao ny 25 aogositra teo no nisy
Read MoreNahazo fitarainana ny mpitandro filaminana ao Alasora fa misy « Polisy » iray manakana fiara tsy sasatry ny maka vola be amin’ireo
Read MoreMikarakara fampianarana mamily fiarakodia ho an’ny tanora tsy an’asa ao aminy i Jimmy Randriantsoa, ben’ny tanànan’Alasora. Arakin’ny efa nampanantenainy ny
Read MoreAndian-jiolahy mitondra basim-borona no nanafika ny tokatranon’ny polisy communal iray ao Alasora. Ny alin’ny Talata 10 Aogositra 2021 no nitranga
Read More