Alasora : Novatsiana fampiasakafoanana an-tsekoly ny EPP Miadana
Hisitraka ny fampisakafoanana an-tsekoly na ny cantine scolaire ny EPP Miadana, ao amin’ny kaominina Alasora. Fiaraha-miasa eo amin’ny kaominina sy
Read More
Hisitraka ny fampisakafoanana an-tsekoly na ny cantine scolaire ny EPP Miadana, ao amin’ny kaominina Alasora. Fiaraha-miasa eo amin’ny kaominina sy
Read MoreTelo andro izao no tsy nandeha ny rano, saika hita tamin’ny fokontany maro eto amin’ny kaominina Alasora. Manao antso avo
Read MoreJiolahy nikasa hanendaka teny Amboniandrefana, ao amin’ny fokontany Ampahibato, kaominina Alasora no lavon’ny balan’ny zandarimaria, ny alin’ny 21 septambra teo.
Read MoreNy alatsinainy teo no nanomboka ny asa fanamboaran-dalana, ao amin’ny fokontany Miadana, ataon’ny kaominina Alasora. Manomboka eo amin’ny lalana Alatsinainy
Read MoreMitohy hatrany ny asa fanamborana ny kianja filalaovam-baolina, terrain synthétique Ambohidrazaka, ao amin’ny kaominina Alasora amin’izao fotoana. Tonga teny an-toerana,
Read MoreHisy ny fanamboaran-dalana manoloana ny “Résidence Miotisoa” manomboka rahampitso alakamisy, araka ny fampahafantarana nataon’ny avy ao amin’ny kaominina Alasora. Mety
Read MoreNotontosaina ny sabotsy teo ny andro voalohany no sady fanokana ara-pomba ofisialy ihany koa ny fifaninanana ara-panatanjahan-tena iraisan’ny distrika Avaradrano,
Read MoreMitohy hatrany ny fifaninanana baolina kitra, tournoi du Maire 2023 ao amin’ny kaominina Alasora. Eny amin’ny kianja Est Mahazoarivo indray
Read MoreRoa lahy no tratran’ny avy ao amin’ny CSP Alasora, ny faran’ny herinandro teo am-panaovana ny asa ratsiny. Mpanimba sy mpangalatra
Read MoreAo antin’ny dingan’ny fifantenana ireo mpilalao handrafitra ny ekipa handray anjara amin’ny taranja basket-ball, intercommunal, ny ao amin’ny kaominina Alasora
Read More