Fiaferana: Jiolahy miisa folo nanafika toka-trano iray
Jiolahy miisa folo no nanafika tokatrano iray tao amin’ny kaominina Fiaferana, ny herinandro lasa teo. Nirongo fitaovam-piadiana ireo jiolahy, ary
Read More
Jiolahy miisa folo no nanafika tokatrano iray tao amin’ny kaominina Fiaferana, ny herinandro lasa teo. Nirongo fitaovam-piadiana ireo jiolahy, ary
Read MoreHanao velan-kevitra mandritra ny iray volana ny ivon-toeram-piofanana ISS. Maro ny lohahevitra hifampizarana mandritra izany fotoana izany. Ohatra amin’izany ny
Read MoreNisokatra nanomboka ny 09 oktobra 2023 ny tranomboky monisipaly vaovao etsy Analakely. Ahitana boky maro isan-karazany izay sahazan’ny zokanjin-taona rehetra.
Read MoreNiroso tamin’ny fanamborana ny lalana miakatra mankao amin’ny rovan’Ilafy ireo tomponandraikitra, avy amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy, ny faran’ny herinandro teo.
Read More11 oktobra; lehilahy iray namono nahafaty ny vinantony. Tsy tiany ilay sakaizan-janany dia novoiny ny alatsinainy lasa teo tao Ambatolongo
Read MoreIvato – tel. 020 22 442 95 Hasin’ny Aina – Mandroseza – tel. 034 99 776 21 Soleil – Andrononobe – tel.
Read MoreNanomboka tamin’ny alatsinainy teo ny fametrahana ny tapis maha synthétique azy, ny ao amin’ny kianja vaovao ao Ambohidrazaka, kaominina Alasora.
Read MoreMivarotra kidoro Vitafoam ety Akazomanga ny Magasin Rasamisoa. Efa antaonany maro no nisiany, ary teo amin’ny toerana izay nisy azy
Read MoreTaorian’ny faharesen’ny ekipan’ny Crai Basket, nandritra ny lalao famaranana ny fifaninanana ara-panatanjahan-tena, teto anivon’ny distrika Avaradrano, eo amin’ny taranja Basket-ball,
Read More10 oktobra; Nirehitra ny afo; nikoropaka ny iray vohitra omaly alina tao antsinanan’Ivohitra Antsirabe. Trano may efa mirehitra no hitan’ny manodidina
Read More