Fifidianana filoham-pirenena
10 oktobra; misokatra manomboka anio ny fanaovana fampihelezan-kevitra momban’ny fifidianana filoham-prenenena eto Madagasikara. Hatramin’ny maraina teo dia mbola tsy nahitana
Read More
10 oktobra; misokatra manomboka anio ny fanaovana fampihelezan-kevitra momban’ny fifidianana filoham-prenenena eto Madagasikara. Hatramin’ny maraina teo dia mbola tsy nahitana
Read MoreFoana ny lalao famaranana ny fifaninanana ara-panatanjahan-tena, eo amin’ny distrika Avaradrano, eo amin’ny taranja baolina kitra, izay tokony natao tamin’ny
Read MoreHisy valan-dresaka atolotry ny ivon-toeram-piofanana IISS mandritra ity volana oktobra ity. Eny amin’ny ivon-toeram-piofanana IISS tsiadana no hanatanterahana izany, manomboka
Read More10 oktobra; Tovolahy iray nahatratrarana basy poleta voafahana kalibra 12 tao Betafo Antsirabe. Nontanana am-ponja vonjimaika izy tao aorinan’ny fisamborana natao
Read MoreNotontosaina tamin’ny sabotsy teo ny lalao famaranana tamin’ny fifaninanana ara-panatanjahan-tena teto amin’ny distrika Avaradrano, eo amin’ny taranja basket-ball. Teo amin’ny
Read MoreNisy ny hetsika fizaham-pahasalamana maimaim-poana tao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy, ny faran’ny herinandro teo, ka tsy nifarana raha tsy omaly
Read MoreANTANANARIVO 24H/7 Pharmacie VOLAHANTA – Anosibe près du rond-point vers Soanierana – tel. 020 78 355 09 / 034 34 334 86
Read MoreMamelona irery ny ankohonany i Albertine. 52 taona izy, mananjanaka vavy iray sy zafikely iray. Tsy manambady izay ka mamelona
Read MoreMaty voatifitry ny basy ilay zazalahy tao Andasibe ny faran’ny herin’andro teo. Rehefa nisavasava tao an-trano izy mirahalahy dia nahita
Read More