DépêchesTsidika

Betafo : voasambotra niaraka tamin’ny fitaovam-piadiana mahery vaika ilay tovolahy

10 oktobra; Tovolahy iray nahatratrarana basy poleta voafahana kalibra 12 tao Betafo Antsirabe. Nontanana am-ponja vonjimaika izy tao aorinan’ny fisamborana natao azy. Isan’ireo olona ahiana tamin’ilay fanafihana mitam-basy tamin’ny faran’ny volana septabra tao Tsinjoarivo ihany koa ity tovolahy ity. Mbola mitohy ny fanadihadiana sy ny firakorahana ireo namany.

Laisser un commentaire