DépêchesTsidika

Andasibe Moramanga: zazalahy 14 taona namoy ny ainy

Maty voatifitry ny basy ilay zazalahy tao Andasibe ny faran’ny herin’andro teo. Rehefa nisavasava tao an-trano izy mirahalahy dia nahita basy poleta vita gasy. Nolalaovin’izy ireo ilay basy ka voatifitra teo amin’ny kibony ny iray ary namoy ny ainy; ilay iray hafa naratra mafy. Mandeha ny fanadihadiana momba ny fihazonana ilay basy.

Laisser un commentaire