DépêchesTsidika

Fénérive-Est : maty tsy tsa-drano ilay lehilahy

11 oktobra; lehilahy iray namono nahafaty ny vinantony. Tsy tiany ilay sakaizan-janany dia novoiny ny alatsinainy lasa teo tao Ambatolongo kaominina Vohipeno disitirikan’i Fénérive-Est. Omaly; nandeha nitolobatana tany amin’ny birao ny kaominina ity lehilahy ity. Tratran’ilay fianakavian’ny maty izy taorinan’izay ka novonoin’izy ireo ihany koa. Tsy namelan’ireto hatramin’ny farany ilay lehilahy raha tsy maty.

Laisser un commentaire