Alasora: Mitohy ny lalao fifaninanana baolina kitra “tournoi du maire 2023”
Mitohy ny fifaninanana baolina kitra ao amin’ny kaominina Alasora. Lalao tokany ihany no hiseho amin’ity faran’ny herinandro ity ao anatin’ny
Read More
Mitohy ny fifaninanana baolina kitra ao amin’ny kaominina Alasora. Lalao tokany ihany no hiseho amin’ity faran’ny herinandro ity ao anatin’ny
Read MoreHisy ny hetsika ara-pahasalamana maimaim-poana izay hilitiliana ireo aretina toa ny aretim-po, diabeta, tosi-dra ary ireo vokatry ny tsy fanjarian-tsakafo.
Read MoreManatanteraka fihetsiketsehana ny mpampianatra avy ao amin’ny Lycée Horace François Antalaha; nanomboka ny 25 oktobra teo. Tohiny resaka izay mifandraika
Read MoreNiteraka savorovoro tao amin’ny kaominina Saovinandriana omaly maraina ny olan’ny mpampiditra hira. Tsy maintsy maka fahazoan-dalana amin’ny kaominina sy mandoa
Read MoreNisehoana hain-trano tao amin’ny fokontany Angavao Alasora, kaominina Alasora, ny alaroboia teo. Trano iray no may kila forehitra nandritra izany
Read More27 oktobra: voapetraka ao Sambava ny milina fanamboarana savony ampiasana akora vita avy amin’ny voanio, ny alatsinainy lasa teo. Tafiditra
Read More27 oktobra; Olona iray fiara fitanteram-bahoaka no niara-voaendaky ny jiolahy miisa efatra tao anatin’ny zotra 165 niala Anosy handeha ho
Read More27 oktobra; renim-pianakaviana iray nanary ny zanany menavava tao anaty lavapiringa, tao amin’ny fokotany Miakadaza kaominina Imerintsiatosika. Nolazainy fa tsy
Read More27 oktobra; Zazavavikely vao 6 taona monja no naolan-draikeliny ny 23 oktobra teo, tao amin’ny fokotany Mahatsara Nord kaominina Ambonivohitr’i
Read MoreHanao velan-kevitra mandritra ny iray volana ny ivon-toeram-piofanana ISS. Maro ny lohahevitra hifampizarana mandritra izany fotoana izany. Ohatra amin’izany ny
Read More