Alasora: Hisy ny didim-poitra sy fanalana nify simba maimaim-poana ao amin’ny CSMA II
Hisy ny hetsika ara-pasalamana maimaim-poana atao eny amin’ny ivon-toeram-pitsaboana Mamindra Aina (CSMA) Ankadindratombo, kaominina Alasora, ny sabotsy ho avy io.
Read More